FLAGS Q & A

Lyrics

Ry Tanindrazanay malala ô is the national anthem of Madagascar. The title translates as "Oh, our Beloved Fatherland."

Ry Tanindrazanay malala ô! Ry Madagasikara soa. Ny Fitiavanay anao tsy miala, Fa ho anao, ho anao doria tokoa.

Chorus:

Tahionao ry Zanahary 'Ty Nosindrazanay ity Hiadana sy ho finaritra He! Sambatra tokoa izahay.

Ry Tanindrazanay malala ô! Irinay mba hanompoan'anao Ny tena sy fo fanahy anananay, 'Zay sarobidy sy mendrika tokoa.

Chorus:

Tahionao ry Zanahary 'Ty Nosindrazanay ity Hiadana sy ho finaritra He! Sambatra tokoa izahay.

Ry Tanindrazanay malala ô! Irinay mba hitahian'anao, Ka Ilay Nahary 'zao tontolo izao No fototra ijoroan'ny satanao.

Chorus:

Tahionao ry Zanahary 'Ty Nosindrazanay ity Hiadana sy ho finaritra He! Sambatra tokoa izahay.

HOMEPAGE || INTERESTING FACTS ABOUT COUNTRY FLAGS || CALENDAR OF USA HOLIDAYS || FLAGS OF THE WORLD || AMERICAN FLAG ETIQUETTE || HISTORICAL CHANGES OF THE AMERICAN FLAG || NATIONAL ANTHEMS OF THE WORLD || FLAG NEWS || COUNTRY INDEX || FLAG TERMS || THE PANTONE MATCHING SYSTEM || FLAG MATERIALS || HOW TO DESIGN A FLAG || FLAGS Q & A

—All Rights Reserved To A.G.A.S. Mfg© 2007—